Genesisy 17:9 MG1865

9 Dia hoy Andriamanitra tamin'i Abrahama: Fa ny aminao kosa, dia hitandrina ny fanekeko ianao, dia ianao sy ny taranakao mandimby anao hatramin'ny taranaka fara mandimby.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 17

Jereo Genesisy 17:9 amin'ny teny manodidina.