Genesisy 17:8 MG1865

8 Ary homeko anao sy ny taranakao any aorianao ny tany fivahinianao, dia ny tany Kanana rehetra, ho fananana mandrakizay; ary ho Andriamaniny Aho.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 17

Jereo Genesisy 17:8 amin'ny teny manodidina.