Genesisy 18:14 MG1865

14 Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va? Amin'ny fotoan'andro raha avy ny taona toy izao dia hiverina aminao Aho, ary Saraha hanana zazalahy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:14 amin'ny teny manodidina.