Genesisy 18:15 MG1865

15 Dia nandà Saraha satria natahotra izy, ka nanao hoe: Tsy nihomehy aho tsy akory. Fa hoy Ilay niteny: Tsia; fa nihomehy mihitsy ianao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:15 amin'ny teny manodidina.