28 Angamba ho latsaka dimy ny dimam-polo marina; moa haringanao va ny tanàna rehetra noho ny dimy? Ary hoy Izy: Tsy handringana Aho, raha mahita dimy amby efa-polo ao.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 18
Jereo Genesisy 18:28 amin'ny teny manodidina.