Genesisy 18:29 MG1865

29 Dia, mbola niteny taminy indray izy ka nanao hoe: Angamba efa-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hanao izany Aho noho ny efa-polo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:29 amin'ny teny manodidina.