Genesisy 18:30 MG1865

30 Ary hoy izy: Aoka anie mba tsy ho tezitra ny Tompo, fa mbola hiteny aho: Angamba telo-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hanao izany Aho, raha mahita telo-polo ao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:30 amin'ny teny manodidina.