Genesisy 18:31 MG1865

31 ArY hoy izy: Indro, fa efa sahy niteny tamin'ny Tompo aho: Angamba roa-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba handringana azy Aho noho ny roa-polo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:31 amin'ny teny manodidina.