32 Ary hoy izy: Aoka anie mba tsy ho tezitra Hianao, Tompo, fa hiteny izao indray mandeha izao ihany aho: Angamba folo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba handringana Aho noho ny folo.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 18
Jereo Genesisy 18:32 amin'ny teny manodidina.