2 Ary tamin'ny andro fahafito dia vitan'Andriamanitra ny asa efa nataony; ary dia nitsahatra tamin'ny andro fahafito Izy tamin'ny asany rehetra izay efa nataony.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 2
Jereo Genesisy 2:2 amin'ny teny manodidina.