Genesisy 24:16 MG1865

16 Ary ilay zazavavy dia tsara tarehy indrindra sady virijina, ka tsy mbola nisy lehilahy nahalala azy; ary nidina nankeo amin'ny fantsakana izy ka nameno ny sininy, dia niakatra.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:16 amin'ny teny manodidina.