15 Ary raha tsy mbola nitsaha-niteny izy, dia, indro, tamy Rebeka, izay naterak'i Betoela, zanakalahin'i Milka, vadin'i Nahpra, rahalahin'i Abrahama, nilanja ny sininy teny an-tsorony.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 24
Jereo Genesisy 24:15 amin'ny teny manodidina.