Genesisy 24:53 MG1865

53 Ary ilay mpanompo dia namoaka firavaka volafotsy sy firavaka volamena ary fitafiana, ka nomeny an-dRebeka; ary nomeny zava-tsoa koa ny anadahiny sy ny reniny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:53 amin'ny teny manodidina.