Genesisy 24:54 MG1865

54 Dia vao izay no nihinana sy nisotro izy mbamin'ireo lehilahy izay nomba azy, dia nandry. Ary nifoha maraina izy ka nanao hoe: Alefaso ary aho handeha ho any amin'ny tompoko.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:54 amin'ny teny manodidina.