Genesisy 25:26 MG1865

26 Ary rehefa afaka izany, dia teraka koa ny rahalahiny, ary ny tànany nihazona ny ombelahin-tongotr'i Esao, dia nataony hoe Jakoba ny anarany; ary efa enim-polo taona Isaka tamin'ny niterahana azy mirahalahy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 25

Jereo Genesisy 25:26 amin'ny teny manodidina.