Genesisy 25:27 MG1865

27 Dia nitombo ireo zaza ireo; ary Esao lehilahy nahay nihaza, dia mpianefitra, fa Jakoba kosa lehilahy tsara fanahy sady mpitoetra an-day.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 25

Jereo Genesisy 25:27 amin'ny teny manodidina.