Genesisy 25:33 MG1865

33 Ary hoy Jakoba: Mianiana ary amiko aloha. Dia nianiana taminy izy; ka dia namidiny tamin'i Jakoba ny fizokiany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 25

Jereo Genesisy 25:33 amin'ny teny manodidina.