34 Ary Jakoba nanome an'i Esao mofo sy voanemba masaka; dia nihinana sy nisotro izy, ary niainga ka lasa nandeha. Izany no nanamavoan'i Esao ny fizokiany.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 25
Jereo Genesisy 25:34 amin'ny teny manodidina.