20 Ary niady tamin'ny mpiandry ombin'Isaka ny mpiandry omby tao Gerara ka nanao hoe: Anay ny rano; ary ny anaran'ny lavaka fantsakana dia nataon'Isaka hoe Eseka, satria nifanditra taminy izy ireo.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 26
Jereo Genesisy 26:20 amin'ny teny manodidina.