Genesisy 26:21 MG1865

21 Dia nihady lavaka fantsakana hafa koa izy, ka niadiany indray io; ary ny anarany dia nataony hoe Sitna.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 26

Jereo Genesisy 26:21 amin'ny teny manodidina.