Genesisy 27:17 MG1865

17 dia natolony teo an-tànan'i Jakoba zanany ny hanim-py sy ny mofo izay efa namboariny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:17 amin'ny teny manodidina.