Genesisy 27:33 MG1865

33 Ary toran-kovitra indrindra Isaka ka nanao hoe: Iza ary ilay naka haza ka nitondra teto amiko, ary efa nihinanako izany rehetra izany, fony tsy mbola tonga ianao, ka efa notsofiko rano izy; eny, hotahina tokoa izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:33 amin'ny teny manodidina.