34 Raha vao ren'i Esao ny tenin'ny rainy, dia nitaraina mafy dia mafy izy ka nanao taminy hoe: Mba tsofy rano re aho, dia izaho koa, ry ikaky ô.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 27
Jereo Genesisy 27:34 amin'ny teny manodidina.