Genesisy 27:37 MG1865

37 Dia namaly Isaka ka nanao tamin'i Esao hoe: Indro, efa nataoko ho tomponao izy, ary ny rahalahiny rehetra nomeko ho mpanompony; ary vary sy ranom-boaloboka no namelomako azy; koa inona indray no hataoko aminao, anaka?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:37 amin'ny teny manodidina.