Genesisy 27:38 MG1865

38 Ary hoy Esao tamin'ny rainy: Tso-drano iray ihany va no anao, ry ikaky? mba tsofy rano re aho, dia izaho koa, ry ikaky ô. Ary Esao dia nanandratra ny feony ka nitomany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:38 amin'ny teny manodidina.