Genesisy 27:40 MG1865

40 Fa ny sabatrao no hivelomanao, ary ny rahalahinao no hotompoinao; kanefa, raha mby amin'izay andro hahafahanao. Dia hotapahinao ny ziogany ho afaka amin'ny vozonao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:40 amin'ny teny manodidina.