Genesisy 27:41 MG1865

41 Ary Esao nanao fo-lentika tamin'i Jakoba noho ny tso-drano izay nataon-drainy taminy; dia hoy Esao anakampo: Efa antomotra ny andro hisaonana an'ikaky, dia hamono an'i Jakoba rahalahiko aho.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:41 amin'ny teny manodidina.