Genesisy 27:42 MG1865

42 Ary nisy namambara tamin-dRebeka izany tenin'i Esao zanany lahimatoa izany; dia naniraka nampaka an'i Jakoba zanany faralahy izy ka nanao taminy hoe: Indro, Esao rahalahinao mikasa hamaly ny nataonao ka hamono anao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:42 amin'ny teny manodidina.