Genesisy 27:9 MG1865

9 Mankanesa kely any amin'ny ondry aman'osy, ka analao zanak'osy roa tsara aho; dia hataoko hanim-py ho an'ny rainao araka ilay tiany izany;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:9 amin'ny teny manodidina.