Genesisy 28:15 MG1865

15 Ary, indro, Izaho momba anao ka hiaro anao amin'izay lalan-kalehanao rehetra ary hampody anao indray ho amin'ity tany ity; fa tsy handao anao Aho mandra-panaoko izay voalazako taminao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 28

Jereo Genesisy 28:15 amin'ny teny manodidina.