Genesisy 28:16 MG1865

16 Ary Jakoba nahatsiaro tamin'ny torimasony, dia nanao hoe: Ato amin'ity fitoerana ity tokoa Jehovah, fa izaho no tsy nahalala.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 28

Jereo Genesisy 28:16 amin'ny teny manodidina.