17 Dia raiki-tahotra izy ka nanao hoe : Endrey, mahatahotra ity fitoerana ity! tsy hafa ity, fa tranon'Andriamanitra sy vavahadin'ny lanitra.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 28
Jereo Genesisy 28:17 amin'ny teny manodidina.