Genesisy 31:1 MG1865

1 Ary Jakoba nandre ny tenin'ny zanakalahin'i Labana nanao hoe: Efa lasan'i Jakoba avokoa izay rehetra nananan'ny raintsika; ary avy tamin'ny fananan'ny raintsika no nahazoany izao voninahitra rehetra izao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 31

Jereo Genesisy 31:1 amin'ny teny manodidina.