51 Ary hoy indray Labana tamin'i Jakoba: Indro ity antontam-bato ity, ary indro ity tsangam-bato ity izay naoriko eto anelanelantsika, izaho sy ianao;
Vakio ny toko manontolo Genesisy 31
Jereo Genesisy 31:51 amin'ny teny manodidina.