Genesisy 31:52 MG1865

52 dia aoka ho vavolombelona ity antontam-bato ity, ary aoka ho vavolombelona ity tsangam-bato ity, mba tsy hihoarako ity antontam-bato ity hankany aminao, ary mba tsy hihoaranao ity antontam-bato ity sy ity tsangam-bato ity hankatỳ amiko kosa hanisy ratsy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 31

Jereo Genesisy 31:52 amin'ny teny manodidina.