Genesisy 32:10 MG1865

10 Ary hoy Jakoba: E Andriamanitr'i Abrahama raiko, sady Andriamanitr'Isaka raiko, dia Jehovah Izay efa nanao tamiko hoe: Modia any amin'ny taninao sy any amin'ny havanao dia hanao soa aminao Aho;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:10 amin'ny teny manodidina.