Genesisy 32:11 MG1865

11 tsy mendrika ho nahazo na kely akory aza aho tamin'ny famindram-po rehetra sy ny fahamarinana rehetra, izay nataonao tamiko mpanomponao; fa tsy nitondra na inona na inona afa-tsy ny tehiko ihany aho fony nita ity Jordana ity; nefa ankehitriny efa tonga toby roa aho.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:11 amin'ny teny manodidina.