Genesisy 32:12 MG1865

12 O vonjeo aho amin'ny tanan'ny rahalahiko, dia amin'ny tànan'i Esao; fa matahotra azy aho, fandrao avy mamely ahy mbamin'ny vadiko aman-janako izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:12 amin'ny teny manodidina.