Genesisy 32:26 MG1865

26 Ary rehefa hitany fa tsy naharesy azy izy, dia notendreny ny foto-peny; ka dia nivika ny foto-pen'i Jakoba, raha mbola nitolona taminy Izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:26 amin'ny teny manodidina.