Genesisy 34:23 MG1865

23 Tsy ho antsika va ny omby aman'ondriny sy ny fananany mbamin'ny biby fiompiny rehetra? Aoka hanaiky ny teniny ihany isika, dia hiara-monina amintsika izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 34

Jereo Genesisy 34:23 amin'ny teny manodidina.