Genesisy 34:24 MG1865

24 Ary izay rehetra nivoaka tamin'ny vavahadin'ny tanànany dia nanaiky ny tenin'i Hamora sy Sekema zanany; ary noforana ny lehilahy rehetra, dia izay rehetra nivoaka tamin'ny vavahadin'ny tanànany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 34

Jereo Genesisy 34:24 amin'ny teny manodidina.