Genesisy 35:2 MG1865

2 Dia hoy Jakoba tamin'izay tao an-tranony mbamin'izay rehetra nomba azy: Ario ireo andriamani-kafa, izay ao aminareo, dia madiova, sady ovay ny fitafianareo;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 35

Jereo Genesisy 35:2 amin'ny teny manodidina.