Genesisy 35:3 MG1865

3 ary andeha hiainga isika ka hiakatra any Betela; ary hanao alitara any aho ho an'Andriamanitra, Izay nihaino ahy tamin'ny andron'ny fahoriako ary nomba ahy tamin'ny lalana izay nalehako.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 35

Jereo Genesisy 35:3 amin'ny teny manodidina.