Genesisy 35:7 MG1865

7 Ary nanorina alitara teo izy, ka nataony hoe El-betela no anaran'izany tany izany; fa teo no nisehoan'Andriamanitra taminy, fony izy nandositra ny tavan'ny rahalahiny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 35

Jereo Genesisy 35:7 amin'ny teny manodidina.