Genesisy 37:10 MG1865

10 Ary nambarany tamin'ny rainy sy ireo rahalahiny koa izany; dia niteny mafy azy ny rainy ka nanao taminy hoe: Manao ahoana izany nofy efa nonofisinao izany? Moa ho avy tokoa va aho sy ny reninao ary ny rahalahinao ka hiankohoka amin'ny tany eo anatrehanao?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:10 amin'ny teny manodidina.