Genesisy 37:9 MG1865

9 Ary nanonofy indray izy ka nolazainy tamin'ny rahalahiny; dia hoy izy: Indro, nanonofy indray aho; ary, indreo, ny masoandro sy ny volana ary ny kintana iraika ambin'ny folo niankohoka teo anatrehako.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:9 amin'ny teny manodidina.