Genesisy 37:15 MG1865

15 Ary nisy lehilahy nahita azy, fa, indro, nirenireny tany an-tsaha izy; dia nanontany azy ralehilahy ka nanao hoe: Inona moa notadiavinao?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:15 amin'ny teny manodidina.