Genesisy 37:16 MG1865

16 Dia hoy kosa izy: Ny rahalahiko no tadiaviko; koa masìna ianao, mba lazao amiko izay iandrasany ondry.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:16 amin'ny teny manodidina.