Genesisy 38:19 MG1865

19 Ary niainga ravehivavy ka lasa nandeha, dia nanala ny fisalobonana izay notafiny ka niakanjo ny akanjony fanaon'ny mpitondratena indray.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 38

Jereo Genesisy 38:19 amin'ny teny manodidina.