Genesisy 38:20 MG1865

20 Dia nampitondrain'i Joda ilay Adolamita sakaizany ny zanak'osy, hangalany ilay fampitanana amin-dravehivavy; kanjo tsy hitany izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 38

Jereo Genesisy 38:20 amin'ny teny manodidina.